Samedi 14 Juin 2008
Mitady trano na tany amidy à Tanà
Par Mitia Thandy, Samedi 14 Juin 2008 à 19:10 GMT+2 dans Ho antsika gasy
je ne sais pas mais lasa v daholo ny i grec @ty post ty
Mba hitsinjovana ny ho avinay dia mitady trano na kokoa tany amidy zahay mivady, tsy hoe akory trano villa satria ny vola tsy dia misy fa ireny trano haolo "traditionnelle" reny dia hamboarinay izy avy eo, na halebiazina.
Zay mamaky an'ity post ity dia hiangaviana mba hametraka message anay eto ihany "commentaires" io raha misy proposition intéressante.




