MAMAN GASY

Mitady trano na tany amidy à Tanà

 je ne sais pas mais lasa v daholo ny i grec @ty post ty

Mba hitsinjovana ny ho avinay dia mitady trano na kokoa tany amidy zahay mivady, tsy hoe akory trano villa satria ny vola tsy dia misy fa ireny trano haolo "traditionnelle" reny dia hamboarinay izy avy eo, na halebiazina.

Zay mamaky an'ity post ity dia hiangaviana mba hametraka message anay eto ihany "commentaires" io raha misy proposition intéressante.

Zay toerana tsy lavitra loatra ny centre no mba tianay (hafa tsy Ivato avy @ feon'ireo raoplanina). Eo @ 200m² eo no mba tena tianay nefa moa na 100m² aza ka tsy dia lavitra loatra na koa azoazonay ny vidiny dia tena tsara. Mazava ho azy fa ny taratasy tsy maintsy madio, efa vita ara-dalàna. Ary koa mba takatrin'ny tomobilina, na dia tsy 1er plan aza fa mazava ho azy koa fa mila azon'ny rano sy ny jiro.

Koa noho zany raha mahafantatra nareo manodidina anareo olona hivarotra tany dia aza manadino anay, @mois d'août izao zay handalo ao Tanà ka mba tsara raha mba misy valiny alohan'izay. 

Zay tsy milliardaire an! Zay zany fa misaotra mialoha an. Ary mandrapihaona.

-->>mametraha message eto na maman_gasy@voila.fr

Vos commentaires

1 Le Dimanche 15 Juin 2008 à 20:18 GMT+2, par Hoahoasy

Juste une info que j'ai reçu de mon chéri : il parraît que l'on ne peut pas acquérir d'une terre inférieure à 300 m². Ne m'en demande pas plus, je ne sais pas... C'est l'Etat, l'administration...
Je ne peux pas t'aider dans ta demande mais tu peux tjrs essayer de faire des recherches sr des sites gasy genre moov... Mais fais gaffe aux intermédiaires aussi !

2 Le Jeudi 19 Juin 2008 à 11:25 GMT+2, par jentilisa

sao dia tokony nametraka nomeraon'ny telefonina koa ary nareo sa efa nahazo trano?

3 Le Jeudi 19 Juin 2008 à 11:59 GMT+2, par Mitia

jentilisa>> alefaso @mail raha tsy mahadiso azfd, nahita aiza eo??? Pokaty
misaotra an!!
[SPAM: proposer son adresse aux robots collecteurs est imprudent]

Autres publications sur le sujet

Aucune référence pour le moment.

Vous pouvez faire référence à votre publication en utilisant ce rétrolien

Commenter cet article

*


Pour être sûr... combien font 1 + 3 ? *

Se souvenir de moi


Les champs marqués d'un * sont obligatoires
Votre commentaire sera affiché en texte brut à l'exception des liens